Nahoana Andriamanitra no nangataka an’i Abrahama hamono ny zanany? Olona maro no mety hanana fiheverana diso momba an’Andriamanitra noho io tantara io. Mety ho toa sarotra raisina ara-pitondran-tena sy ara-pisainana ny fangatahan’Andriamanitra. Vakio ny tohin'ny Nahoana Andriamanitra no nangataka an’i Abrahama hamono ny zanany?