fate
Voafaritra mialoha ve ny zava-drehetra?
Rehefa mamaky ny momba ny fahoriana toa ho avy amin’ny maha-olombelona antsika, na amin’ny fiainantsika manokana, dia mora ny manjary mahatsiaro ho tsy manana hery, toy ny hoe tsy misy azo atao. Ny sasany amintsika dia mamaritra ao am-pony fa efa voatendry ny zava-drehetra eo amin’ny fiainana ary tsy hisy ezaka hanova izany. Fa marina tokoa ve izany?