call
Inona no dikan'ny miantso ny anaran'ny Tompo?
Fanontaniana apetrak'ny maro amintsika
Ampy ve ny mangataka fanampiana amin'i Jesosy sy milaza fa matoky Azy aho? Ampy ve ny miantso ny anarany? Hovonjena ve aho, ary tena tsotra ve izany?
Matetika no miseho ireo fanontaniana ireo rehefa vakiana ny andininy toy izao: